|
|
|
|

Entry1  tandapa
Root  2  lapa
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Ny olona manotrona ny Mpanjaka, na ireo miasa na mipetraka ao an-dapa mandrakariva [1.1]
Explanations in English  5  persons having the privilege of entering the palace without being summoned; courtiers. Compare tandonaka [1.2]
Explanations in French  6  officiers et employés qui allaient au palais [1.3]
Examples  7  Dia nampanalain' ny mpanjaka ny manamboninahitra tandapa ka nilazany hoe: [2.293]

Updated on 2023/01/20