|
|
|
|

Entry1  lapa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  tranon'ny mpanjaka [Taisaka] [1.78]
4  Trano itoeran' ny Andriamanjaka
5  Tokantrano tsara tarehy aoka izany na anjakan' ny fiadanana: Lapan' ny fahasambarana itỳ irano itỳ
6  Trano voafidy hanaovana famorana [1.1]
Explanations in English  7  a palace, the residence of the sovereign
8  the residence of a noble on his estate
9  the house appointed by a clan or family to perform the circumcision ceremonies
10  any large house in a town or village used as a place of assembly [1.2]
11  a palace [1.7]
Explanations in French  12  palais [1.8]
Examples  13  Ary trano natao lapa dia Besakana; [2.59#]
14  Nezakezahany natosika ny varavaran'ny lapa; [2.588#]
Derivatives 
15  Active verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :
Compound words 
Proverbs  20  Proverbs containing the word lapa
Article  21  Randzavola: lapa ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/06/23