|
|
|
|

Entry1  tandonaka
Root  2  lonaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Andriana na hova ka navotan' ny mpanjaka ary dia tonga mpanompony
Examples  5  [2.48] Ary rahefa lasan' andriana ny fananany ny mati-maso, dia omeny ny andriana ny tandonaka mifampizara ao izy.

Updated on 2024/12/07