|
|
|
|

Entry1  tanàna aolo
Elementary words  2  tana, aolo
Part of speech  3  locution
Explanations in English  4  [1.7] the ruins of a village or town
Explanations in French  5  [1.3] ville ou village abandonné
6  [1.8] ruines d'un village
7  [1.5][tanàna haolo] village en ruine, abandonné
Examples  8  [1.353] Ny tanàna aolo koa no isan' izay mahafinaritra azy
9  [2.857] Ary raha ota fady ny tany, dia izao kosa no fanaia fady ataon' ny olona sasany : Alaina ny omby fòtsy loha sy ny toaka roa tavoahangy ka entin' izy tompon-tany any an-tendrombohitra, na any amin' izay tanàna aolo

Updated on 2024/12/07