Entry (1/3) | 1 tamy |
Elementary words | 2 t~, amy |
Part of speech | 3 preposition, past form |
Explanations in Malagasy |
4 Filazana ny lasa amin' ny hoe: Amy: Tonga tamin' ny Alatsinainy izy [1.1] |
Explanations in French |
5 passé de amy [1.3] |
Examples |
6 Ary izao no teny nataon' ilay olonkendry tamy ny mpanjaka: [2.293] |
Titles |
|
Entry (2/3) | 8 tamy |
Part of speech | 9 passive verb |
Explanations in Malagasy |
10 Avy, manatona, mby efa ho tonga: Inty tamy i rainao [1.1] |
Explanations in English |
11 on the point of arriving [1.7] |
Explanations in French |
12 penetrated, entered 13 to be at hand: Tamy i rainao (Your father is at hand) [1.3] 14 qui est sur le point d'arriver, qui arrive, qui survient: Tamy i sakaizanao (Ton ami est là) [1.3] 15 proche, sur le point d'arriver [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (3/3) | 19 tamy |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 Loaka, na hirika ataon' ny mpangalatra amin' ny rindrina 22 Fananihana, fandrobana fananana amin' ny tsy ampoizina [1.1] |
Explanations in French |
23 trou pratiqué aux parois des cases pour y pénétrer et voler, escalade, effraction 24 attaque soudaine des ennemis, surtout de nuit [1.3] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Anagrams | 28 maty, tamy |
Updated on 2023/07/22 |