Entry | 1 antomotra |
Root | 2 tomotra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra itỳ ny krismasy 5 Akaiky dia akaiky, an-tsisiny, amorona, ambivitra: Antomotra loatra io vilia eo ambony latabatra io fa akisaho. [1.1] |
Explanations in English |
6 near at hand, as to future time [1.2] 7 close at hand [1.7] |
Explanations in French |
8 imminent [1.3#54, 1.8, 1.5] 9 qui est proche [1.3#54, 1.5] 10 proche [1.8] |
Examples |
11 Voasaron' ny aizim-piton' ny fahotana ny tany, ary efa antomotra ny fitsarana. [1.38] |
Vocabulary |
12 Time 13 Space |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word antomotra |
Anagrams | 21 amontotra, antomotra, manototra, manotòtra |
Updated on 2023/08/11 |