Entry | 1 takontakona |
Root | 2 takona |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in French |
4 [1.20#29] un peu caché |
Examples |
5 [2.445#] Ilay rano takontakona fahiny dia niseho. 6 [2.357#] Dia niverina izy ka nitady toerana takontakona, ary niandry izay fotoana hahazoany manatona kely an-dRamagozy. 7 [2.471#] Ary fantatro moa fa ny basy amidy arivo eny amin' ny varotra mazava dia havotana roa na telo arivo aty amin' ny takontakona? |
Derivatives |
|
Anagrams | 9 katonkatona, kotankotana, takontakona, tokantokana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |