Entry | 1 taboika |
Root | 2 boika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 fivoahana na fipoitra bebe kokoa sady mipoapoaka noho ny boika fotsiny [1.10#B293] 5 Fivoahan' ny rano avy any anaty tany; boiboika [1.1] 6 renirano mipoitra indray ety ivelany rehefa avy namakivaky tany ambanin'ny tany [1.13] |
Explanations in English |
7 a bubble, an air bubble. Compare taboaka, boiboika [1.2] |
Explanations in French |
8 jaillissement de l'eau d'une source [1.3#638] 9 résurgence [1.13] |
Derivatives |
|
Synonyms | 12 boika, boiboika, taboi-drano |
Updated on 2023/01/20 |