|
|
|
|

Entry1  fitaboika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fomba na toetran' ny rano mitaboika, izany hoe mandeha tsy migogo fa miboiboika
Root  4  taboika

Updated on 2024/12/11