|
|
|
|

Entry1  tabiha sy rehareha
Elementary words  2  tabiha, rehareha
Part of speech  3  locution
Explanations in English  4  [1.7] tabihanay sy reharehanay: our glory and our pride
Explanations in French  5  [1.8] tabihanay sy reharehanay: notre gloire et notre orgueil
Examples  6  [2.470] Ary ho lehibe sy hifanantitra amin' izy mivady ireo, ho tabiha sy reharehany.
7  [2.996] ary nasehony andro maro, dia valo-polo amby zato andro, ny harena amam-boninahitry ny fanjakany ary ny tabiha sy rehareha momba ny fahalehibiazany.

Updated on 2024/12/07