|
|
|
|

Entry1  soso-kevitra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] hevitra hafa noho ilay voalohany izay mety hanamafy kokoa na hitsipaka mihitsy aza ny mikasika izay nodinihina; tolokevitra atao mba hanampy ny efa voalaza na hasolo azy mihitsy fa heverina ho metimety kokoa
Explanations in French  4  [1.5] suggestion
Examples  5  [4.27#] Misy kosa anefa sosokevitra azo atolotra ary hanampy hampisondrotra ny fari-piainana.
6  [1.369#] Nanome sosokevitra ahy ny evekako hiara-mipetraka fotoana fohy amin' ireo fianakaviana faran' izay sahirana ireo aloha, izay vao misafidy ny hijanona miaraka aminy raha tiako.
Vocabulary  7  Philosophy
Elementary words  8  sosoka, hevitra

Updated on 2024/12/07