Entry | 1 solontena |
Elementary words | 2 solo, tena |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Olona misolo, izany hoe manao zavatra na manatrika fivoriana amin' ny anaran' olon-kafa: Ny lehiben' ny fampianarana no solontena nalefan' ny Minisitry ny Fanabeazana tany amin' ilay lanonana |
Explanations in English |
5 [1.7] a delegate, a representative |
Explanations in French |
6 [1.8, 1.13] représentant 7 [1.8] délégué |
Examples |
8 [2.508] Iaombilahitsivahy no nitarika ny solontena nalefa. 9 [2.356] Tonga ilay solontena, i Dr Assad, ny volana desambra. 10 [2.114] Tsy mahazo miara-manatrika eo ny solontena tompon toerana sy mpisolo toerana. |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |