Entry (1/2) | 1 sitrana |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy marary intsony, manaritra: Efa sitrana i Dada ka nivoaka ny hopitaly [1.1] |
Explanations in English |
4 healed, recovered from illness [1.7] |
Explanations in French |
5 guéri, rétabli [1.3#612] 6 guéri, rétabli après une maladie [1.8] |
Examples |
7 Ary teo izahay voa samy tena natoky fa ho sitrana i Manana. [2.472] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 15 miafa, miafana, nialan' aretina, mitsiatsia, mihatsara, mihamatanjaka, mahatsangana, maty holatra, afaka aretina, afa-doza, tsy misy atahorana intsony |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word sitrana |
Entry (2/2) | 19 sitràna |
Part of speech | 20 imperative of adjective sitrana |
Explanations in French |
21 Soyez guéri [1.3#612] |
Examples |
22 Sitràna soa aman-tsara [1.1] |
Tables and plates |
23 All the adjective imperatives |
Anagrams | 24 ranitsa, ratsina, sañitra, santria, satrina, sitrana, sitràna, tsiraña, ranitsa, ratsina, sañitra, santria, satrina, sitrana, sitràna, tsiraña |
Updated on 2023/09/16 |