Entry (1/3) | 1 miafana |
Root | 2 afa |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena 5 Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra [1.1] |
Examples |
6 Niempaka ny molotro nony niafana ny fanaviako [1.1] |
Morphology |
|
Synonyms | 10 miafa |
Entry (2/3) | 11 miafana |
Root | 12 afana |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in English |
14 to be purified; to be sprinkled with the water in the ceremony of the afana [1.2] |
Explanations in French |
15 se purifier, recevoir l'aspersion, prendre un bain, etc. [1.3] |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 20 miafàna |
Root | 21 afana |
Part of speech | 22 imperative of active verb miafana |
Explanations in English |
23 [1.2] |
Tables and plates |
24 All the active imperatives |
Anagrams | 25 manafia, miafana, miafàna, manafia, miafana, miafàna |
Updated on 2023/04/08 |