Entry | 1 sendaotra |
Elementary words | 2 sendra, loatra |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Mihoatra ny antonony; tafahoatra ny mety; tsy ara-drariny 5 Tezitra misafoaka: Mora sendaotra loatra Rangahy iny ka sarotra iraisamonina. [1.1] 6 misafoaka, tezitra mafy [1.13] |
Explanations in French |
7 Qui dépasse les bornes, qui va trop loin, au-delà de ce qu'on voulait, inattendu, irréfléchi, accidentel [1.3] 8 furieux, irrité [1.13] |
Examples |
9 Arovy ny vava mihoatra è, Tandremo ny teny sendaotra; [1.437#] 10 Nony nandre Ilaidama, sendaotra mafy izy ka lasa nanirahany: « Inona izato iangonana? [2.298#] 11 Izao mantsy, ny Andriamanjaka, toneo ny fonao fa aza dia sendaotra loatra. [2.528#] |
Vocabulary |
12 Emotions |
Derivatives |
|
Other spellings | 15 sendoatra |
Anagrams | 16 sendaotra, sendoatra |
Updated on 2024/09/09 |