Entry (1/3) | 1 tohatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fandehanana vita ambaratonga mitohitohy mba hahazoana miakatra sy midina: Nidina ny tohatra indrindra aho no nifanena taminy 4 Hazo roa nasiana zanany mitsivalana mba hiakarana sy hidinana: Afindrao eto ny tohatra hiakarako erý an-tafontrano [1.1] 5 fandehanana vita ambaratonga [1.13] |
Explanations in English |
6 a ladder, a staircase [1.7] |
Explanations in French |
7 escalier [1.3.fr#709, 1.8, 1.13] 8 échelle [1.3.fr#709, 1.8] |
Examples |
9 Niakatra ny tohatra izy [2.529] 10 tohatra hazo an-trano no miakatra any [2.4] |
Vocabulary |
11 Economy: buildings, public works |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word tohatra |
Illustrations |
|
Entry (2/3) | 22 tohatra |
Part of speech | 23 noun |
Explanations in Malagasy |
24 Ny nonon' ny biby, indrindra ny ombivavy. [1.1] |
Explanations in French |
25 mamelles des vaches, des animaux [1.3] |
Vocabulary |
26 Zoology: (in general) |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 30 tohatra |
Part of speech | 31 participle |
Explanations in Malagasy |
32 Sendra, tojo, mifanena amy...: Tohatra azy indrindra aho teny an-tsena ka akory ny hafaliako [1.1] |
Explanations in French |
33 qui rencontre fortuitement: Tohatra azy aho (Je l'ai rencontré par hazard) [1.3] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Anagrams | 38 tahotra, tohatra |
Updated on 2023/06/14 |