|
|
|
|

Entry1  sasa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fanesorana ny loto, fanadioavana amin'ny rano.
4  Ozana, saingy io tsy fampiasa firy afa-tsy amin'ny tanana, tongotra, tava, vilany sy vilia. [1.1]
Explanations in English  5  a washing [1.7]
Explanations in French  6  lavage [1.5]
7  action de laver [1.8]
Explanations in Italian  8  lavatura; lavata [1.18]
Examples  9  Ary nony voa sasa madio ny aretina, dia atao ny fanafody amiandahy sy ravimpano; [2.48]
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Relative verbs :
13  Names :
14  Adjectives :
Compound words 

Updated on 2020/07/31