|
|
|
|

Entry (1/8)1  manasa
Root  2  sasa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  manala loto amin'ny rano: lasa nanasa lamba erỳ amorona i zoky. [1.1]
Explanations in English  5  to wash [1.7]
Explanations in French  6  laver [1.8, 1.5]
7  faire le linge [1.8]
Explanations in Italian  8  lavare: Manasa lamba ny reniko (Mia madre lava la biancheria)
9  affilare: Hanasa ny antsiko aho (Io affilero il mio coltello)
10  sviluppare: Manasa sary ny mpakatsary (Il fotografo sviluppa le fotographie) [1.18]
Examples  11  Ny vehivavy, ao ny miratitra ny kitay voavaky, ao ny mantsaka rano, mahandro na manasa lamba. [2.472#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Analogs  16  manadio, manoza, manontsana, mifantsana, manakobana, manala loto, manala pentina, manala tseroka, mamotsy, manorana
Compound words 
Proverbs  18  Proverbs containing the word manasa

Entry (2/8)19  manasà
Root  20  sasa
Part of speech  21  imperative of active verb manasa
Explanations in English  22  wash [1.26#19]
Tables and plates  23  All the active imperatives

Entry (3/8)24  manasa
Root  25  asa
Part of speech  26  active verb
Explanations in Malagasy  27  Mandranitra, mandrangitra, mampifilofilo: Ndeha manasa ity antsy ity ianao, ry Koto, fa dombo velona izy izany [1.1]
Explanations in French  28  aiguiser, affiler, râper [1.3]
Compound words 

Entry (4/8)31  manasà
Root  32  asa
Part of speech  33  imperative of active verb manasa
Tables and plates  34  All the active imperatives

Entry (5/8)35  manasa
Root  36  asa
Part of speech  37  active verb
Explanations in Malagasy  38  Miantso hanatrika lanonana na hisakafo, miangavy ho tonga maneho fihavanana na fifanajana: Nanasa antsika ry zareo ato avaratra amin' ny mariazin-janany [1.1]

Entry (6/8)39  mañasa
Part of speech  40  active verb
Explanations in Malagasy  41  manohana; manafina [Tanosy] [1.78]

Entry (7/8)42  mañasa
Part of speech  43  active verb
Explanations in Malagasy  44  miantso [Taisaka] [1.78]

Entry (8/8)45  manasa
Part of speech  46  noun
Explanations in Malagasy  47  mananasy [Tambahoaka, Taisaka, Bezanozano, Tanala, Tanosy] [1.78]
48  (mañasa) mananasy [Bara] [1.78]
Vocabulary  49  Botany: fruit

Anagrams  50  manasa, manasà, mañasa, manasa, manasà, mañasa, manasa, manasà, mañasa

Updated on 2023/10/27