Entry (1/2) | 1 fanasana |
Root | 2 asa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Sakafo lehibe iarahan' ny olona maro nasaina mihinana [1.1] 5 Fiangaviana am-panalana mba ho tonga handray anjara amin' ny sakafo na lanonana iray: Tsy afaka handà ny fanasako ianao noho ny fifankatiovantsika 6 Fandranitana fiasana: Vatoasana no fanasana ny antsy [1.1] |
Explanations in English |
7 a feast, a banquet [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
8 festin, banquet; invitation [1.8] |
Examples |
9 Manonofy manatrika fanasana be : hafaliana vonjy andavan' andro ihany. [1.381#] |
Synonyms | 10 fanasam-be |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles |
|
Article |
14 Randzavola: fanasana ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 15 fanasana |
Root | 16 sasa |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 Fanadiovana mba hialan' ny loto: Anio no fanasan' ny kilasimandry lamba [1.1] |
Explanations in English |
19 A washing place, or anything used for washing, as soap, a stone, etc. [1.2] 20 washing clothes, washing [1.7] |
Explanations in French |
21 action de laver, instrument pour laver, lieu où on lave. [1.5] 22 la lessive, action de laver le linge [1.8] |
Examples |
23 Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba. [2.356#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/07/14 |