Entry |
saraka
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Vaky; tsy mitambatra, tsy miaraka; miavaka Enti-milaza olona roa samy mihalangalana tsy misy ifandraisany [1.1]
|
Explanations in English | Separated [1.7]
|
Explanations in French | Séparé [1.8]
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
|
Entry |
saraka
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
Zanak'omby mbola minono [1.78]
|
| Ny zanak' omby sarahina amin' ny reniny: Na hanavasava aza ny vositra -- ka hiverivery mandany andro ny saraka izay voahitsakaihany no mandry (Tselatra) [1.1]
|
|