|
|
|
|

Entry1  riana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Rano mianjera avy amin' ny toerana ambony, izay matetika avy amin' ny fahatapahan' ny lalan' ny renirano, ka tsy misononoka intsony fa midina tampoka manaraka laha-bato mikitoantoana; noho ny rano mianjera mafy, dia misy roatrany be ary mitalakotrokotroka ny riana sasany. [1.1]
Explanations in English  4  rapids, a waterfall [1.7]
Explanations in French  5  rapide, cascade [1.8]
Examples  6  Ndeha hitsinjo riana eo izy. [2.245]
7  Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana. [2.69]
8  Tiany ny fofon-tendrombohitra voatantavan' ny fangarangaran' ny riana. [2.529]
Vocabulary  9  Geography: (in general)
Derivatives 
10  Active verbs :
11  Passive verbs :
12  Names :
13  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  23  Proverbs containing the word riana
Illustrations 
24 
25 
26 
27 

Anagrams  28  anira, arina, iràna, raina, riana

Updated on 2024/09/03