|
|
|
|

Entry1  resadresaka
Part of speech  2  noun
Explanations in French  3  [1.3#527] petit entretien, jaserie
4  [1.13] conversation
Examples  5  [2.470] resadresaka sy fihomehimehezana kely no avaliny an' izany.
6  [2.69] Rehefa tapitra ny resadresaka, dia niara-nisakafo izy efa-dahy.
7  [2.356] Nahafinaritra tokoa ny adi-hevitra amana resadresaka nandritra ilay fihaonana.
Root  8  resaka
Derivatives 
9  Relative verbs :
10  Names :
Titles  11  Resadresaka tsotra amin' ny teny Malagasy sy Rosiana (Kartashôva)

Updated on 2025/01/21