|
|
|
|

Entry1  renivitsika
Elementary words  2  reny, vitsika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Karazam-bibilava mipetraka amin' ny lava-bitsika ary voalaza fa fahanan' ny vitsika ka rehefa matavy tsy afa-mivoaka ny lavany dia haniny; somary manjamanja ny volony ary fisapisa-doha ny bikany [1.1]
Explanations in French  5  serpent qui habite dans les fourmillières et qu'on dit engraissé par les fourmis [1.54]
Vocabulary  6  Zoology: reptiles, amphibians
Proverbs  7  Proverbs containing the word renivitsika

Updated on 2023/06/12