Entry | 1 rendrika |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Latsaka ao anaty rano ary difotra tsy afa-mipoitra intsony, fefika: Rendrika ny lakana 4 Renoka: Rendriky ny torimaso tzy tamin' izay 5 Latsaka lalina ao anatin' ny...: Rendriky ny alahelo izy 6 Raiki-pitia: Efa rendrika aminy ny fon-janakao 7 Empo, tsonika: Tsy tsara rendrika ity volafotsy ity [1.1] |
Explanations in English |
8 melted (of metals) 9 wrecked (of a ship) 10 fast asleep [1.7] |
Explanations in French |
11 chaviré, coulé dans l'eau 12 fondu, liquifié, ce dit des métaux 13 bien tissé, bien repassé 14 plongé dans le sommeil, dans une idée, dans une passion, dans le vice, dans la joie, dans la tristesse, qui est attaché à [1.3#524] 15 fondu (se dit des métaux) 16 naufragé 17 bien endormi [1.8] |
Examples |
18 Ary satria feno loatra ny lakana dia rendrika. [2.113] 19 Indreo fo telo rendrika ámin' ny adiny mahantra! [2.928] 20 Ao no rendrika ilay nantenaina, ilay sambo nataoko ho tafita! [1.275] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 30 Proverbs containing the word rendrika |
Updated on 2023/08/11 |