|
|
|
|

Entry1  fandrendrehana
Root  2  rendrika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fandatsahana ao anaty rano mba tsy ho afa-mipoitra intsony, fandentehana: Tsy zavatra mora ahory ny fandrendrehana sambo iray
Fanempoana: Orinasa lehibe ny fandrendrehana akoram-by mba hahazoana vy
Fampiokoana, fampikomiana: Sazy lehibe no anafaizana izay tratra manao fandrendreham-bahoaka
Explanations in French  5  [1.3#524] l'action de faire fondre, la fonte, l'instrument pour faire fondre, le lieu
Examples  6  [2.366#] Dia ny fandrendrehana ny sisa sy ny fanatsoriahana azy;
7  [2.996#] Ny memy ho an' ny volafotsy, ary ny fatana fandrendrehana ho an' ny volamena;
Compound words 

Updated on 2024/12/11