Entry | 1 mandrendrika |
Root | 2 rendrika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandatsaka ao anaty rano mba tsp ho afa-mipoitra intsony: Nisy nandrendrika ny lakana aisy azy 5 Manempo, mampitsonika, manidina: Mandrendrikavolamena no raharahany 6 Mampitovy tantana: Tsy nandrendrika tsara ny tany nanaovany trano izy 7 Mampioko, mampikomy: Olona tsy tia tanindrazana ireny mandrendrika ny vahoaka hirotaka ireny 8 Mandroboka, mandentika: Ny sakaizany ihany no nandrendrika azy anatin' ny faharatsiana [1.1] 9 mampiempo, na manempo [1.13] |
Explanations in English |
10 to melt, to cast (metals); to wreck [1.7] |
Explanations in French |
11 fondre les métaux, couler des métaux; assoupir; ruiner [1.8] 12 fondre [1.13] |
Examples |
13 tsy firaka hiaraha-mandrendrika [2.131] 14 mandrendrika anay Rabodolahy ka lazainay anao! [2.508] 15 Ny aty kosa, tsy ireo mahery, fa kijeja malemy, mieriery, nefa mandrendrika irony sambo satria miray hina tsy matin-kambo. [1.300] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 21 Proverbs containing the word mandrendrika |
Updated on 2023/09/08 |