Entry 1/3 |
ravoravo
(ravo)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. [1.1]
|
Explanations in English | Exultant [1.2]
|
| Joyous, happy [1.7]
|
Explanations in French | Heureux, joyeux [1.8]
|
Examples |
1 | A, ravoravo olo jiaby : "Nahavita e, nahavita!
[2.150]
|
2 | Dia misaotra anao, ry Trimo, hoy ny Andriana ravoravo;
[2.1022]
|
|
Derivatives |
|
Synonyms | |
Compound words |
|
|
Entry 2/3 |
ravoravo
(ravo)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Tany fotsy fandalorana, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe taniravo [1.1]
|
Explanations in French | Terre blanche qui sert à blanchir les maisons [1.3]
|
Derivatives |
Synonyms | |
|
Entry 3/3 |
ravoravo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Karazam-borona mpanaraka ny farimaso [1.78]
|
Vocabulary |
|