|
|
|
|

Entry1  ravinkazo
Elementary words  2  ravina, hazo
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] anarana iantsoana matetika koa ny ravina
Examples  5  [2.470#] Mihatanora volo amin' ny taho ny ravinkazo, tsy mena mitaha amin' ny lanitra manga.
6  [2.529#] Hany heriny nandao ahy, ka niery tany ambany ravinkazo ary dia tany no nahafatesany.
Compound words 
Proverbs  8  Proverbs containing the word ravinkazo

Updated on 2024/12/07