|
|
|
|

Entry1  rantsan-tanana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1][rantsanTAnana] Anarana ilazana ireo fisandrahaky ny tanana dimy, izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fandraisan-javatra, dia ny ankibe, ny fanondro, ny fanondroadala, ny manarapoana ary ny ankikely
[rantsanTAnana] ireo rantsana folo amin' ny tanana
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] the fingers
Explanations in French  5  [1.8] les doigts
6  [1.13] doigt
Examples  7  [2.445#] Ny vahiny sendra nandalo moa dia azo isaina amin' ny rantsantanana.
8  [2.357#] voavakivakiny madinika toy ny rantsantanana koa ny falafa anankiray tao amin' ny gorodona tao.
Vocabulary  9  Biology
Elementary words  10  rantsana, tanana
Analogs  11  rantsantongotra
Compound words 
Holonym 
Meronyms 
Co-meronyms 

Updated on 2024/12/12