Entry (1/2) | 1 fanondro |
Root | 2 tondro |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manondro, manoro amin' ny tanana 5 Azo tondroina: Tsy mba fanondro ny fasana, hoy ny Ntaolo [1.1] |
Entry (2/2) | 6 fanondro |
Part of speech | 7 noun |
Explanations in Malagasy |
8 Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe: Iza ary no lava, ny fanondro sa ny manarapoana? [1.1] |
Explanations in English |
9 The index finger; lit. the pointer. [1.2] |
Explanations in French |
10 l'index [1.3] |
Examples |
11 anefa mijoro teo ihany, nanalava tenda na nanilika azy tamin'ny fanondro miangentsana [1.281] 12 ilay olona manompa no manatsofoka ny ankihibehiny eo anelanelan' ny fanondrony|fanondro sy ny fanondrony|fanondro adalany [1.519] |
Vocabulary |
13 Biology |
Compound words |
|
Holonym |
|
Co-meronyms |
|
Anagrams | 19 fanondro, fondrano |
Updated on 2024/10/30 |