Entry | 1 ranonorana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany |
Explanations in English |
4 [1.2] rain. [mal. Ujan; polyn. Na.]. Compare erika 5 [1.7] rain |
Explanations in French |
6 [1.8] pluie, eau de pluie |
Examples |
7 [2.131] zavona ve sa ranonorana? 8 [2.470] - tsy tanteraky ny hatsiaka mamely sy ny ranonorana mety hifafy, ny efitra moa voafanan' ny jiro sy ny afo ao aminy rahateo. |
Vocabulary |
9 Meteorology |
Elementary words | 10 rano, orana |
Synonyms | 11 orana |
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word ranonorana |
Article |
18 Randzavola: ranonorana ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 19 naoranoran, ranonorana |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |