|
|
|
|

Entry1  ranonorana
Elementary words  2  rano, orana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany [1.1]
Explanations in English  5  rain. [mal. Ujan; polyn. Na.]. Compare erika [1.2]
6  rain [1.7]
Explanations in French  7  pluie, eau de pluie [1.8]
Examples  8  zavona ve sa ranonorana? [2.131]
9  - tsy tanteraky ny hatsiaka mamely sy ny ranonorana mety hifafy, ny efitra moa voafanan' ny jiro sy ny afo ao aminy rahateo. [2.470]
Vocabulary  10  Meteorology
Synonyms  11  orana
Compound words 
Proverbs  14  Proverbs containing the word ranonorana
Article  15  Randzavola: ranonorana ao amin' ny Baiboly

Updated on 2023/09/21