|
|
|
|

Entry1  adalo be ranomaso
Elementary words  2  adalo, be, ranomaso
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  anarana ilazan' ny olona ny volana adalo, izay voalaza ho be rivotra sy orana, ka ny vintan' ny zaza teraka amin' io dia vintan' olona malahelohelo lava [1.1]
Explanations in French  5  Le destin des pleurs [1.3]

Updated on 2023/01/01