|
|
|
|

Entry (1/2)1  ramose
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha. Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy [1.1]
Examples  4  Mba faly amin' ialahy ve ramose? [2.472]
5  Fantatry ramose Laborde izany, koa nividy omby be dia be izy, novesarany vary, mangahazo, mofo, lafarina, &, avokoa. [2.48]
Vocabulary  6  Forms of Address
Synonyms  7  mose
Titles 

Entry (2/2)9  Ramose
Elementary words  10  ramose
Part of speech  11  name (book title)
Author  12  Ratsifandrihamanana Clarisse
Publishings  13  Librairie Mixte, 2006. Pages: 255
Text  14 

Anagrams  15  mosare, Ramose, ramose, serôma, somare, mosare, Ramose, ramose, serôma, somare

Updated on 2023/10/21