|
|
|
|

Entry1  mose
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Forms of Address
Explanations in Malagasy  4  Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha [1.1]
5  Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy [1.1]
Explanations in English  6  Mister [1.7]
Explanations in French  7  Monsieur [1.8]
Examples  8  Inty toka ny rononon' I mose Sarila; [2.470]
9  Ity mose misy mpiasa ratsy loha, hoy io. [2.472]
Synonyms  10  ramose

Anagrams  11  meso, mose

Updated on 2020/07/31