|
|
|
|

Entry1  rakipahalalana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.62#861] tahirin-tsoratra aman-tsary mirakitra fintina fahalalana narafitra avy amina voka-pirakohana voasedra ary voasokajy isan-karanja
Explanations in English  4  [3.1] encyclopedia
Explanations in French  5  [1.66] encyclopédie
Examples  6  [1.66] Ny kendren' ny rakipahalalana dia ny hanangona ny fahalalana miely patrana eran-tany ary hamelabelatra ny lamin-jakan' izany amin' ankapobeny amin' ny olona miara-belona amintsika (Le but d'une encyclopédie est de rassembler les connaissances éparses sur la surface de la terre, d'en exposer le système général aux hommes avec qui vous vivons [Diderot])
Elementary words  7  rakitra, fahalalana
Morphology 
8  Simple :
9  Prefixed :
Titles  10  Rakibolana Rakipahalalana (Akademiam-pirenena Malagasy)

Updated on 2024/12/09