Entry | 1 rakitra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Vola angonina tsikelikely hatao tahiry: Manaova rakitra raha ta hahazo bisikileta ianao amin' ny faran' ny taona 4 Harena, zava-tsoa sarobidy voatahiry: Rakitra lehibe ho an' ny firenena ireo sangan' asan' ny mpanoratra ao aminy 5 Toerana misy ny vola angonina: Namahy rakitra Ikoto omaly 6 Vola tantazana amin' ny olona vory maro be tsirairay, indrindra any ampiangonana: Tsy hisy vidimpidirana fa rakitra no hotantazana eo am-baravarana. [1.1] |
Explanations in English |
7 a treasure, a hoard. [1.2] 8 a hoard, a treasure; a collection in church [1.7] |
Explanations in French |
9 accumulation, trésor; quête à l'église [1.8] |
Examples |
10 Ny variteloventy no fanao rakitra. [2.649#] 11 Koa moa tsy toy ireny atý amintsika ireny fa misy mbamin'ny tanty rakitra. [2.356#] 12 Ny tantara amin'izany no halahatra eto fa rakitra miafina tao am-pon' ireo razam-be nifandimby ireo izany. [1.353#] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 23 Proverbs containing the word rakitra |
Anagrams | 24 kitrara, rakitra |
Updated on 2024/08/15 |