Entry | 1 polopolorina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy fampiasa raha tsy amin' ireto fomba fiteny ireto: Tsy hita polopolorina: tsy mety ho hita na manao ahoana na manao ahoana; tsy taka-polopolorina:lalina tsy voasain-tsaina, tsy misy fetra, tsy misy farany |
Examples |
4 [2.296#] Tsy hain' ny fandinihana arahi-maso, fa tahaka ny vikina niampita avy amin' ny tsy taka-polopolorina. |
Root | 5 pololotra |
Morphology |
|
Analogs | 9 tsy taka-pesipesenina |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/10 |
![]() |