Entry | 1 tsy hita polopolorina |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany |
Explanations in French |
4 [1.3] completement invisible, incompréhensible 5 [2.415#6674] L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond |
Examples |
6 [2.996] fa fahendren'Andriamanitra no torinay, dia fahendrena lalina tsy hita polopolorina, izay voatendrin'Andriamanitra talohan'izao tontolo izao hampahazo voninahitra antsika; |
Elementary words | 7 tsy hita, polopolorina |
Synonyms | 8 tsy hita paipaika, tsy hita popoka, tsy hita veroka |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |