|
|
|
|

Entry1  oniversite
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fianarana ambony manohy ny fianarana ambaratonga faharoa; ny oniversite, izay nomena koa ny anarana hoe Anjerimanontolo, dia mizara ho sampany maro ianarana manokana avy ny karazampahaizana samihafa: ny fiteny, ny matematika, ny fizika, ny lalàna, ny fitsaboana
Explanations in English  4  [1.209] university
Examples  5  [2.356] Saingy vaky boky no fototry ny fianarana tao amin' ny oniversite.
6  [4.27] Ho an' ny ankamaroan' ny olona, ny oniversite dia fiketriketrehana fitokonana fotsiny.
Vocabulary  7  Education
Synonyms  8  anjerimanontolo

Updated on 2024/12/10