|
|
|
|

Entry1  anjerimanontolo
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Teny vao noforonina ilazana koa ny Oniversite
Explanations in English  4  [3.1] university
Explanations in French  5  [1.66] université
Examples  6  [4.27] Sisa holazaina ny faralahin' ny fampianarana eto amin' ny firenena, dia ny anjerimanontolo.
7  [2.503] Ny antsika kosa, mbola tsy hita akory izay ahoana amin'akory, dia ny anjerimanontolo aloha no nodradraina ho "Ambohitsaina.
Vocabulary  8  Education
Root  9  jery, tontolo
Synonyms  10  oniversite

Updated on 2024/12/10