|
|
|
|

Entry (1/2)1  inoana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ekena tanteraka: Inoako ny fahaizan' ny olo-mahay ankehitriny
Ekena ho marina, ekena fa misy: Tsy azo inoana izany
Explanations in English  4  [1.7] to be believed
Explanations in French  5  [1.3, 1.8, 1.5] qu'on croit
6  [1.3] qu'on accepte sans réserve, qu'on reconnait
Examples  7  [1.3] inoako ny fahaizany (je reconnais sa science)
8  [1.3] tsy azo inoana izany (on ne peut pas croire cela, c’est incroyable)
9  [2.117] Sarotra inoana izany.
10  [2.471] Tsy hitako be ihany zay hataoko teo anoloan' ny tsy azo inoana.
Root  11  ino
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :

Entry (2/2)16  inoana
Part of speech  17  relative verb
Root  18  ino
Morphology 
19  Present :
20  Past :
21  Future :
22  Imperative :

Anagrams  23  ananio, aninao, anoina, Ianona, inoana, naoina, ny anao

Updated on 2025/01/21