|
|
|
|

Entry1  oha-jaza
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fombafomba arahina amin' ny fanaovana hasoavana raha maromaro ny zaza tsongoina: alahatra arakaraka ny halavany izy ireo ka volotara no andrefesana azy; tapahina izay mihoatrany lohan' ny tsirairay avy ka izany no amantarana izay lava sy fohy amin' izy ireo
Explanations in English  4  [1.2] a word used in collecting a general assemblage of the people when children under a specified height only are excepted.
Explanations in French  5  [1.3] cérémonie de la circoncision qui consiste à mesurer l'enfant avec un roseau, dont on coupe ce qui dépasse la tête
Elementary words  6  ohatra, zaza

Updated on 2024/12/07