|
|
|
|

Entry1  ny fanambadiana tsy nafehy fa nahandrotra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ny fanambadiana tsy natao tsy ho azo ravana akory. (Marihina fa angamba fitenenana vao niforona tatỳ aoriandriana ihany io fa tsy aratoe-tsaina malagasy hatrany an-tendrony akory, izay azo heverina ho nitrangan' ilay fitenenana hafa fandre matetika manao hoe: Ny fanambadiana lamban' akoho ka faty no isarahana)
Elementary words  4  fanambadiana, tsy, afehy, ahandrotra

Updated on 2024/12/07