|
|
|
|

Entry1  na aiza na aiza
Elementary words  2  na, aiza
Part of speech  3  locution
Explanations in English  4  [1.2] wheresoever
Explanations in French  5  [1.3] partout: Na aiza na aiza ny olona samy manao izany fomba izany (Cette coutume se trouve partout; cet usage est universel)
Examples  6  [2.117#109] na aiza na aiza eto Madagasikara dia ahitana ahy
7  [2.499#50] Tsy mivadika Ikemba, hanaraka anao na aiza na aiza
8  [2.270#44] Mba ho olom-banona mandrakariva, na aiza na aiza hisy anareo
9  [2.996#3.3.17] na aiza na aiza honenanareo, aza mihinana sabora na rĂ  akory
10  [2.285#200] Deraina amin' ny hafaingan-tsainy ny Malagasy, na aiza na aiza alehany
Compound words 

Updated on 2024/12/07