|
|
|
|

Entry1  mpitandrina
Root  2  tandrina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mpiandraikitra ny fandehan' ny fiangonana amin' ny lafin-javatra rehetra, indrindra ny fanahin' ny kristianina
Explanations in English  5  [1.7] a caretaker; a clergyman
Explanations in French  6  [1.8] intendant; pasteur
Examples  7  [1.378#] Ary aiza no mpitandrina azy?
8  [2.366#] Ireo no nataoko mpitandrina ny basy sy ny vanja.
Compound words 
Titles  10  Ny Mpitandrina sy ny fitiavan-tanindrazana (Andrianjafy Michel)
Article  11  Randzavola: mpitandrina ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/02/01