|
|
|
|

Entry1  tandrina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] fiambenana, fiandrasana, fampifantohana ny saina amana eritreritra amin-javatra anankiray; fanarahana, fanatanterahana didy na lalàna
Explanations in English  4  [1.7] cared for
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] attention, vigilance
6  [1.3] surveillance soigneuse, observation des ordres donnés, des commandements
7  [1.8] grand soin
Examples  8  [1.1] Ataovy tsara tandrina ny didy
9  [1.1] Ratsy tandrina ny nanaovany ny ankizy
10  [2.298] Amin'ireo mpikabary rehetra notantaraina, dia tandrina fa ny Ombalahibemaso no nahazo ny ambanilanitra faran' izay lalina.
11  [2.131] Mitsatsa faneno ny akanga / ambony trano Ramiadamanjaka / misondrotsondrotra kosa ny rahona / ambony trano raha mihary tsy tandrina / satriko aza mihary tsy tandrina
Derivatives 
12  Active verbs :
13  Passive verbs :
14  Relative verbs :
15  Names :
16  Adjectives :

Anagrams  17  andritan, atandrin, nandrita, natandri, natandry, tandrain, tandrina, tinandra

Updated on 2025/01/21