|
|
|
|

Entry1  mpianatra
Root  2  anatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Antokon' olona mitady fahaizana na mampitombo fahalalana eo ambany fitarihana mpanoro atao hoe mpampianatra
Explanations in English  5  [1.7] a pupil, a student
Explanations in French  6  [1.3, 1.8] étudiant, élève
7  [1.3] disciple, imitateur
Examples  8  [2.332#] Nisy fifidianana mpianatra halefa any an-dafy hitsangatsangana, amin' ny vakansy faran' ny taona.
9  [2.649#] Andrianaivoravelona, ary Rainizafy, hanadina ny mpianatra, Kilasin' Andriamanamizao sy Ramahandry.
Vocabulary  10  Education
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word mpianatra
Article  14  Randzavola: mpianatra ao amin' ny Baiboly

Anagrams  15  mañapatry, manapitra, mpanaitra, mpianatra, mpiatrana, naampatry, niampatra

Updated on 2025/02/05