|
|
|
|

Entry (1/2)1  mpanapaka
Root  2  tapaka
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4  [1.7] a governor, a ruler
Explanations in French  5  [1.8] gouverneur
Examples  6  [2.59#] Ny mpanapaka tsy nahatahotra azy intsony;
7  [2.69#] taranaky ny mpanapaka, anak' Impamonoandroanio;
8  [1.237#] Tompon' ny safidim-poko, mpanapaka ny momba ahy!
9  [2.285#] tsy ary ho mpanapaka sy mpitondra vahoaka daholo isika rehetra.

Entry (2/2)10  mpanapaka
Root  11  tapaka
Part of speech  12  noun
Explanations in French  13  [1.13] interrupteur
Vocabulary  14  Physics
Compound words 

Updated on 2024/12/11