|
|
|
|

Entry1  mpamerin-drà
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1][mpamerindra] Anarana omena ny lalandra izay mamerina ny ra avy namelona ny tena rehetra ho any amin' ny fo; raha mpamerin-dra no tapaka, dia ra mena mainty no mivoaka ary manorika ny ra (antsoina koa amin' ny anarany frantsay nogasina hoe vena)
Vocabulary  4  Biology
Elementary words  5  mpamerina, ra
Analogs  6  mpanelira
Compound words 

Updated on 2025/02/02